EPP Ambodivoanjo

news image
District de Antananarivo Atsimondrano
Commune Rurale Ankaraobato
Publiée le 07/12/2021 par Commune Ankaraobato

anisany tena toerana sahirana raha ny faritra Ambodivoanjo. efa nanana EPP izy ireo fa kosa efa tena rava sy potika ilay EPP satria ireny trano préfabriqué irony ny iray tamin'ireo. nahita izany ny VISEO Madagascar rehefa avy nifampiresaka tamin'ny Mpitantana ny tanana dia ny Ben'ny Tanana RAMAMENOSOA HerinjaEto dia resy lahatra ny hanamboatra izany ary hanolo izany ho trano lehibe misy rihina iray ary ahitana efitra 6 raha toa ka efitra 4 izany teo aloha.

Construction d'un EPP de R+1 composé de 6 salles pour le fokontany d'Ambodivoanjo Commune Ankaraobato avec le financement de la VISEO Fondation et le Groupe HABIBO. la construction sera terminer ce mois de décembre 

LOGIN