FANINTARANA EPP AMPASIKA

news image
news image
news image
news image
news image
District de Antananarivo Atsimondrano
Commune Rurale Bemasoandro
Publiée le 08/12/2021 par Commune Bemasoandro

Nohon’ny fangatahan’ny vahoakan’Ampasika Avaratra Fokontany Anosimasina sy ny fanantanterahana ny fampanan-tenana nataon’ny Andriamatoa Ben’ny Tanana Kaominina Bemasoandro dia nitarina nasina rihana ny sekoly, EPP Ampasika Avaratra, izany dia nanomboka ny volana Septembre 2021 lasa teo, raha jerena ny fandrosoan’ny asa dia afaka andro vitsy dia ho tafona izany.

LOGIN