FIVORIAM-BEM-POKONOLONA ANKARAOBATO

news-image
District de Antananarivo Atsimondrano
Commune Rurale Ankaraobato
Publiée le 15/12/2021 par Commune Ankaraobato

Ho fanatanterahana ny tatitra izay tsy maintsy ataon'ny  Ben'ny Tanana ho an'ny vahoaka amin'ireo izay nanaovany ny asa nandritra ny taona sy ireo fandaniana isan-tsokajiny.

dia notanterahina ny alahady 12 desambra lasa teo ny fivorian'ny fokonolona tao amin'ny fokontany Antanetisoa sy Antsahasoa teto amin'ny Kaominina Ankaraobato.

Comme le Maire est redevable envers sa population, nous avons organisé une reunion le dimanche 12 decembre 2021 afin de rapporter aux populations la réalisation durant l'année et aussi c'est une occasion pour le Maire de discuter avec la population pour savoir leurs besoins et leurs priorités.

LOGIN