FIZARANA FANAMPINA

news image
news image
news image
news image
news image
District de Antananarivo Atsimondrano
Commune Rurale Bemasoandro
Publiée le 31/12/2021 par Commune Bemasoandro

Amin'izao akatoky ny fety izao dia nizara fanampiana ho an'ireo Beantitra sy sahirana manerana ny Kaominina Bemasoandro ny Ben'ny Tanana Kaominina Bemasoandro Andriamatoa RABEFAKATRO Alphonse sy ny mpiara miasa aminy ary ireo Mpanolontsaina Tanana, ny 28 Desambra 2021, izany no natao dia ho fitsinjovana sy ho fanampiana ireo sahirana ary ireo beantitra, noho izany naneho fisaorana mitafotafo ny vahoaka Kaominina Bemasoandro satria izay nataonareo tamin'ireny madinika ireny no efa nataonareo tamiko ihany koa hoy ny Tompo.

LOGIN