TOMBANA SY JERY TODIKA

news image
news image
news image
news image
news image
District de Antananarivo Atsimondrano
Ampahitrosy
Publiée le 07/01/2022 par Commune Ampahitrosy

Tanteraka  ny fanombanana anatiny sy ny fanaovana jery todika ary tatitra ny zavabita ny taona 2021 , ary firariantsoa ho an'ny taona 2022 ho an'ny commune Ampahitrosy
Nofaranana tamin'ny fizarana vary menaka vatomamy ho an'ny mpiasa izany

LOGIN