ILO TSY VERY TSY MATY AO AM-PO NY FANAVOTANA NY FIRENENA

news image
news image
news image
news image
news image
District de Ambato Boeny
Madirovalo
Publiée le 08/04/2022 par Chef de District

ILO TSY VERY TSY MATY AO AM-PO NY FANAVOTANA NY FIRENENA

Ny fankalazana ny 29 Martsa teto Madirovalo dia narahina fotoam-bavaka iraisam-pinoana niarahana tamin’ireo vahoaka teto antoerana, ny MANAMPAHEFANA isan-tsokajiny, ireo TANGALAMENA sy CHEF DE SERVICES rehetra, ny FIANGONANA, ary nofaranana tamin’ny alalan’ny hiaka ny 29 Mars (ILO TSY VERY TSY MATY AO AM-PO NY FANAVOTANA NY FIRENENA) izay niarahan’ireo sokoto.

Ny kaominina Madirovalo moa dia mbola tsy manana tsangam-bato fankalazana izany fa kosa nampanantena ny Ben’ny tanàna nandritra ny fandraisam-pitenenana fohy nataony fa amin’ny herintaona dia tsy hitsangamenatra intsony ny kaominina izay tantanany fa tsy maintsy hanana KIANJA sy TSANGAMBATO ho fankalazana ny faha 29 MARTSA.

LOGIN