jumelage

news image
District de Antananarivo Atsimondrano
Commune Rurale Andoharanofotsy
Publiée le 27/04/2023 par Chef de District

Notontosaina ny faha 12 aprily 2023 ny fanambaràna ampahibemaso ny fifanaraha-mpiaraha-miasa eo amin’ny Kaominina Andoharanofotsy sy ny Kaominina linden avy ao New jersey. Ny votoatin’ny fifanarahana moa dia ny hahatonga ireo Kaominina roa ireo ho Kaominina mpirahavavy.

Hisy araka izany ny fifampizana traikefa sy fifanampiana eo amin’ny roa tonta amin’ny lafiny maro toy ny fampianarana, fahasalamana, kolon-tsaina…..

Irariana ny hampiroboroboana ny fiaraha-miasa toy izao ho fampandrosoana ny eny ifotony.

LOGIN