FIDINANA IFOTONY
Fidinana ifotiny nataon'ny Mpitondra fanjakana ny toerana hananganana ny barazy lehibe manondraka tany atrany amin'ny 800 Ha izay nampanantenaina fa hanomboka tsy ho ela ho entina amin'ny fahazakan-tena ara-tsakafo eto amin'ny Distrikan'Antananarivo Atsimondrano izay notarihan'Atoa Talé jeneralin'ny tetik'asan'ny Filoham-pirenena ,ny solo-tenan'ny Minisitry ny fambolena,ny governora ,ny solombavam-bahoaka , ireo olomana-kaja maro ary ireo vahoaka mpahazo tombotsoa