Compétences communales

Décret n°2015-910
Article 275. -
Tout produit de prospection doit être accompagné d'un Laissez-passer modèle spécial, coté et paraphé par la Direction Interrégionale du Ministère chargé des Mines du ressort, et qui est délivré par le Maire de la Commune du lieu de la prospection. Le modèle du Laissez-passer modèle spécial est défini par Arrêté du Ministre chargé des Mines.\r\n\r\n
Andininy 275. - Izay rehetra vokatra tamin' ny fizahan-taratra dia tsymaintsy arahina fanomezan- dàlana mivezivezy iray maodely manokana voaisa sy voasonian'ny Fitondrandraharahan'ny Tale iraisam-paritry ny Minisitera misahana ny harena an-kibon' ny tany eo an-toerana, aryizay avoakan'ny Ben’ny tanana ao amin' ny Kaominina eo an-toerana nanaovana ny fizahan-taratra.\r\nNy modelin’ny fanomezan-dàlana mivezivezy manokana dia faritana amin' ny alalan’ny Didim-pitondraoa ataon'ny Minisitra misahana ny harena an-kibon' ny tany\r\n

LOGIN