Compétences communales

Loi 2008-013 : Article 19
Les   portions   du   domaine   public   qui   seraient   reconnues
susceptibles  d’être  déclassées  pourront  l’être  par  l’autorité  dont  elles
dépendent.
Les  parcelles  déclassées  du domaine  public  accroissent  au  domaine  privé
de l’autorité publique dans la dépendance du quel elles se trouvaient

And. 19
\r\n\r\n

Ny\r\nampahan-tany amin’ny tanim-panjakana tsy azo amidy izay mety ho ekena fa azo\r\novàna sokajy dia azon’ny manampahefana izay iankinany atao izany.

\r\n\r\n

Ny sombin-tanim-panjakana tsy azo amidy novàna sokajy\r\ndia mampitombo ny fananan’olon-tsotra amin’ny fahefam-panjakana izay misy azy\r\nka iankinany.

\r\n\r\n\r\n\r\n

LOGIN