Compétences communales

Loi 2006-031 :
Article 3 :
La gestion de la propriété foncière privée non titrée est de la compétence de la Collectivité Décentralisée de base. A cet effet, celle-ci met en place un service administratif spécifique dont la création et les modalités de fonctionnement seront déterminées par décret.
A cette fin, la Collectivité Décentralisée adopte les éléments budgétaires, en recettes et en dépenses, permettant de financer le fonctionnement du dit Service.
A peine de nullité, aucune procédure de reconnaissance de droits d'occupation ne peut être engagée par la Collectivité Décentralisée avant la mise en place du service, en exécution d’un budget délibéré et validé a priori par l’autorité compétente, et la mise en place d'un Plan Local d’Occupation Foncier

Andininy 3
 Ny fitantanana ny fitompoan’olon-tsotra ny tany tsy vita titra dia fari-pahefan’ny Vondrombahoaka fototra.Amin’izany, izy io dia mametraka sampam-pitondran-draharaha manokana ka ny fananganana sy ny fombafomba fampandehanana dia hofaritana amin’ny alàlan’ny didim-panjakana.
Araka izany, ny Vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana dia mandany singa ao amin’ny teti-bola, atao vola miditra sy vola mivoaka, ahafahana mamatsy ara-bola ny fampandehanana io sampan-draharaha io.
Mba tsy ho foana izany, dia tsy misy na iray aza paika fankatoavana momba ny zo amin’ny fipetrahana amin’ny tany azon’ny Vondrombahoaka itsinjaram-pahefana atao alohan’ny fametrahana ny sampan-draharaha, ho fanatanterahana ny tetibola notinapaka sy neken’ny manampahefana mahefa mialoha, sy ny fametrahana ny Planina eo an-toerana momba ny Fipetrahana amin’ny tany

LOGIN