Compétences communales

Décret n° 2015-960 :
Article 50 :
 Dans le cadre de la mise en oeuvre du Plan National de Développement et du Plan Provincial de Développement et sur la base du schéma régional de l'amenagement du territoire, le Chef de Région prépare avec le concours de la cellule permanente d'etude economique et de planification régionale, des projets régionaux de développement. ll demande l'avis de la Structure Locale de Concertation sur la priorisation desdits projets. Ces derniers sont soumis au Conseil regional, et sont transmis par la suite au Représentant de l'Etat territorialement compétent. Le Représentant de l'Etat transmet une copie des projets régionaux au Ministère de l'lnterieur et de la Décentralisation et au Ministère des Finances et du Budget pour, éventuellement, étre intègres dans le Programme d'investissement Public de l'Etat.

\r\n\r\n

And. 50 –

\r\n\r\n

Amin'ny fanatanterahana ny Drafitra Nasionaly momba ny Fampandrosoana sy ny\r\ndrafitra fampandrosoana ny Faritany, ary miainga avy amin'ny drafi-paritra\r\nmikasika ny fanajariana ny tany, ny Lehiben'ny Faritra dia manomana ireo tetik'asa\r\nfampandrosoana ny Faritra, miaraka amin'ny fanampian'ny sampandraharaha\r\nmaharitra fandinihana ara-toekarena sy fanaovana drafitra mikasika ny Faritra.

\r\n\r\n

Mangataka ny hevitry ny rafitra fikaonan-doha izy amin'ny fandaharana ireo\r\ntetik'asa ireo. Izany tetik'asa izany dia atolotra ny Filankevitra mba ho laniana,\r\nary ampitaina any amin'ny Solontenam-panjakana mahefa. Ny Solontenam-panjakana\r\ndia mandefa dika mitovy amin'ireo tetik'asan'ny Faritra ireo any amin'ny Ministeran'ny\r\nAtitany sy ny Fitsinjaram-pahefana, sy any amin'ny Ministeran'ny Vola sy ny\r\nTeti-bola, mba handinihana ny mety hampidirana azy anatin'ny fandaharan'asa\r\nfampiasam-bolan'ny Fanjakana foibe

\r\n\r\n

LOGIN