Compétences communales

Décret 2015-960 :
Article 42 .6 .
le soin de prévenir, par des précautions convenables, et celui de faire cesser, par la distribution des secours nécessaires, les accidents et les fléaux calamiteux, tels que les incendies, les inondations, les ruptures de digues, les éboulements de terre ou de rochers, et tous autres accidents naturels, les maladies épidémiques ou contagieuses, les épizooties ; de pourvoir d'urgence a toutes les mesures de sécurité, d'assistance et de secours et, s'il y a lieu, de provoquer l'intervention de l'Etat;
\r\n\r\n


And. 42. \r\n6.

Ny fikatsahana izay hisorohana dieny\r\nmialoha, amin’ny alalàn’ny fitandremana sahaza, sy fitadiavana izay fomba\r\nampitsaharana amin’ny alalan’ny fitsinjarana ny famonjena, mikasika ireo loza\r\nsy atambo tahaka ny hain-trano, tondra-drano, fahavakisan’ny\r\nfefiloha,fihotsahan’ny tany na vato, ary izay rehetra lozaha voajanahary,\r\nareti-mmandringana sy areti-mifindra amin’ny olona, areti-mandringana ny biby\r\n;fanaovana haingana dia haingana izay fepetra rehetra fisorohana ny loza,\r\nfanampiana sy famonjena ary, raha misy, dia ny fanairana ny Fanjakana mba\r\nhirotsaka an-tsehatra.

\r\n\r\n

LOGIN