Compétences communales

Loi 2001-004 :
Article 8 :

Dans les trente (30] jours suivant son adoption, le projet de Dina est transmis par les soins du maire au conseil municipal ou communal. Le conseil dispose d’un délai de quinze (15) jours à compter de la date de réception du projet de Dina pour émettre son avis et le transmettre au représentant de l’État. Le représentant de l’État fait parvenir le projet de Dina assorti de son avis au tribunal de l’ordre judiciaire territorialement compétent dans un délai de quinze (15) jours. Ce délai court à compter de la date de réception du projet de Dina. Le dossier doit être communiqué au procureur de la République pour ses conclusions écrites dans le délai de trois jours de sa réception au parquet.

And. 8. -
Ao anatin’ ny 30 andro manaraka ny fandaniana azy, ny volavolan-Dina dia alefan’ ny Ben’ ny tanàna any amin’ ny Filankevitra monisipaly na kaominaly.
Manana dimy ambin’ ny folo (15) andro manomboka amin’ ny vaninandro naharaisany ny volavolan-Dina ny Filankevitra mba hanehoany ny heviny ary handefasana izany any amin’ ny solontenam-panjakana.
Haie fan’ ny solontenam-panjakana any amin’ ny Fitsarana misahana ny ady madio sy ny ady heloka mahefa ao amin’ ny faritra izany miaraka amin’ ny heviny ao anatin’ ny 15 andro. lo fetrandro io dia manomboka amin’ ny vaninandro naharaisany ilay volavolan-Dina.
Ny antontan-taratasy dia alefa any amin’ ny Tonian’ ny fampanoavana mba anaovany an-tsoratra ny fehin-teniny telo andro aorian’ ny naharaisan’ ny Fampanoavana azy.

LOGIN