Compétences communales

Loi 98-029 : Article 21 :
Tout déversement d’eaux usées, autres que domestiques, dans les égouts publics doit être préalablement autorisé par la collectivité à laquelle appartiennent les ouvrages qui seront empruntés par ces eaux usées avant de rejoindre le milieu naturel.
L’autorisation fixe, suivant la nature du réseau à emprunter ou des traitements mis en œuvre, les caractéristiques que doivent présenter ces eaux usées pour être reçues.
En tout état de cause, doivent être respectés les prescriptions prévues par les textes en vigueur en matière d’urbanisme et d’habitat concernant le déversement d’eaux et de matières usées.

\r\n\r\n

Lalana 98-029 : And. 21 :

Ny\r\nfamarinana ny rano avy nampiasaina hafa noho izay  avy any antokan-trano, ao anaty lakan-drano\r\nmaloto an’ny daholobe dia tokony ahazoan-dàlana mialoha avy amin’ny\r\nvondrom-paritra tompon’ny taozavatra lalovan’ireo rano avy nampiasaina ireo alohan’ny\r\nhivarinany any an-kafa.

\r\n\r\n

 Ny fanomezan-dàlana dia\r\nmametraka,  arakaraka ny karazan’ny zotra\r\nlalovana na ny fikarakarana natao, ny toetoetra tokony hananan’ireo rano avy\r\nnampiasaina, mba ho azo raisina. 

\r\n\r\n

 Na izany aza, dia tsy\r\nmaintsy  hajaina ny fepetra voalazan’ny\r\nrijan-teny manan-kery momba ny tanàn-dehibe sy ny toeram-ponenana mikasika ny\r\nfamarinana ny rano sy ny zavatra avy nampiasaina.

\r\n\r\n

LOGIN