Compétences communales

Décret N° 2006-910
Art. 25. -
Pour l’application des dispositions de l’article 85 du Code minier, les Communes assurent en coordination avec les autres organismes chargés de l’administration de l’Environnement Minier, le suivi du respect par les orpailleurs travaillant dans leur circonscription respective, des mesures applicables pour la protection de l’environnement qui sont définies par voie réglementaire.
And. 25. -
Amin’ny fampiharana ny fepetra voalazan’ny andininy faha-85 amin’ny Fehezan- dalàna mifehy ny harena an-kibon’ny tany, ny Kaominina dia manatanteraka miaraka amin’ny antokondraharaha hafa miandraikitra ny fitantanana, ny Tontolo iainana manodidina ny harena an- kibon’ ny tany, ny fizohiana ny fanajan'ny mpisivam-bolamena miasa any amin’ny fari-piadidiany avy, ny fepetra ampiharina amin’ny fiarovana ny tontolo iainana izay voasoritra amin' ny alalan'ny didy amam-pitsipika.

LOGIN