Compétences communales

Décret 2004-1135 :
Article 8
:
Toute installation de rucher doit être autorisée par le Maire territorialement compétent. Toute demande écrite d'autorisation d’installation de rucher par l'apiculteur doit être adressée au Maire après avis du Service technique local chargé de l’Elevage. Cette demande doit comporter :

- le nom du propriétaire,
- l’emplacement du rucher,
- le nombre des ruches envisagé.

And. 8 :
Izay rehetra hametrahana tohotra dia tsy maintsy ahazoana alalàna avy amin'ny ben'ny tanàna manam-pahefana eo an-toerana.
Ny fangatahana fahazoan-dalàna an-tsoratra fametrahana tohotra ataon'ny mpiompy tantely dia tsy maintsy alefa any amin'ny ben'ny tanàna rehefa nahazo ny hevitry ny sampan-draharaha ara-tekinika eo an-toerana miandraikitra ny fiompiana. Io fangatahana io dia tsy maintsy ahitana:
 
- Ny anarana sy adiresin'ny tompony
- Ny toerana ametrahana ny tohotra
- Ny isan'ny tohotra noheritreretina

LOGIN