Compétences communales

Loi 96-025 :
Article 12 :
L’instruction de la demande est faite par voie d’enquête sur les lieux effectuée par la Commune de rattachement en collaboration étroite avec les services techniquement compétents de l'administration. Les membres de la ou des communautés de base du lieu de la situation des ressources sont associés à toutes les phases de la procédure d'enquête.

And. 12. —
Ny fanadihadiana ny fangatahana dia ataon’ ny Kaominina iankinany amin’ny alàlan’ ny famotopotorana eny an-toerana, iarahany miasa akaiky amin’ny sampan-draharaha mahefa ara-teknika amin’ ny fandraharaham-panjakana.
Ny mambra ao amin’ ny na ireo vondron’ olona ifotony eny amin’ ny toerana misy ny loharanon-karena dia ampandraisana anjara amin’izay rehetra fiambaratongan’ ny paika arahina amin' ny fanaovana famotopotorana.

LOGIN