Compétences communales

Loi 96-025 :
Article 51 :
Les “Dina” ne deviennent exécutoires qu'après visa du Maire de la Commune rurale de rattachement, valant autorisation d’application, sans préjudice du droit pour le représentant de L'État auprès de ladite collectivité de déférer devant les juridictions compétentes la décision ainsi prise qu'il estime entacher d’illégalité.

And. 51.-
Ny Dina dia tsy tanterahina raha tsy efa nohamarinin ’ ny Ben’ ny tanànan’ ny Kaominina ambanivohitra iankinany, izay zary fanomezan-dàlana amin’ ny fampiharana azy, izany anefa tsy misakana ny zon’ ny solontenan’ ny Fanjakana ao amin’ io vondrom- bahoaka io hampakatra any amin’ ny fitsarana mahefa ny fanapahana noraisina arak’ izany izay heveriny fa tsy ara-dalàna.

LOGIN