Compétences communales

Décret 2000-027 :
Article 4 :
La communauté de base doit être déclarée par ses fondateurs auprès de la commune de rattachement. Cette déclaration d'existence doit être accompagnée par un exemplaire du procès-verbal de constitution de la communauté de base et de son statut. Il en sera délivré récépissé. La déclaration d’existence est une condition de recevabilité de la demande de transfert de gestion locale des ressources naturelles renouvelables.

And. 4. -
Tsy maintsy anaovan' ireo mpamorona azy fanambarana ao amin' ny Kaominina iankinany ny fitsanganan' ny vondron' olona ifotony. Ampiarahina amin' io fanambarana ny fisiany io ny sosony iray amin' ny fitànana an-tsoratra ny fananganana ilay vondron' olona ifotony sy ny fitsipi-pikambanany. Hanomezann tapakila aharaisana azy izany.
Ny fanambarana ny fisiany dia fepetra iray ahazoa-mandray ny langatahana famindram-piandreketana ny fitantanana eo an-toerana ny lohanmon-karena voajanahary mety havaozina.

LOGIN