Compétences communales

Décret 2000-027 :
Article 22 :
En cas de démission de la majorité absolue des membres de la communauté de base, une procédure de réconciliation est engagée sous l’égide d'un médiateur environnemental et/ou du Maire de la commune de rattachement. En cas d’échec de cette médiation, la dissolution de la communauté de base est constatée par le Maire de la commune de rattachement.

And. 22. -
Raha misy ny fametraham-pialana ataon' ny ankamaroan' ny mpikambana ao amin' ny vondron' olona ifotony dia raketina ny fampihavanana eo ambany fiahian' ny mpanelanelana momba ny tontolo iainana sy/na ny Ben' ny tanàna iankinana. Raha mandamoka ny vokatr' io fanelanelanana io, dia ny Ben' ny tanàna iankinana no mizaha fototra ny faharavan' ilay vondron' olona ifotony.

LOGIN