Compétences communales

Décret n° 2005-013 :
Article 14:
 L’organisme chargé de la gestion du Réseau National des Aires Protégées conjointement avec les collectivités les plus proches du site, portent à la connaissance des populations concernées, par tout moyen approprié, l’intention de créer une Aire Protégée avec ses différentes zones. Les collectivités les plus proches du site, conjointement avec l'organisme chargé de la gestion du Réseau National des Aires Protégées, collectent les observations et les oppositions éventuelles de la population ou de toute autre personne justifiant d’un intérêt sur le sujet, consignées sur un registre ad hoc avant les travaux de reconnaissance du périmètre. Les décisions dans la procédure de création d’Aires Protégées sont susceptibles de recours selon les procédures de droit commun.
\r\n\r\n


Andininy 14

Ny antokon-draharaha\r\nmiandraikitra ny fitantanana ny Tambajotra eto amin'ny Firenena momba ny\r\nFaritra Voaaro iarahana amin'ireo vondrombahoaka akaiky indrindra ny\r\ntoera-manintona. dia mampahafantatra ny mponina voakasika, amin'ny alalan'ny\r\nfomba rehetra mifanentana ny eritreritra hanangana Faritra Voaaro iray miaraka\r\namin'ny faritra samy hafa ao aminy. Ireo vondrombahoaka akaiky indrindra ny\r\ntoera-manintona, miaraka amin’ny antokon-draharaha miandraikitra ny fitantanana\r\nny Tambajotra eto amin’ny Firenena momba ny Faritra Voaaro. dia manangona ny\r\nfanamarihana sy ny mety fanoherana ataon'ny mponina na ny olona hafa rehetra\r\nmanamarina ny tombontsoa mikasika ny fotokevitra, voarakitra ao amin’ny\r\nrejisitra natokana ho amin'izany alohan'nv anaovana ny asampitsirihana ny\r\nfaritra manodidina. Ny fanapahan-kevitra ao amin’ny paika arahina momba ny\r\nfananganana ny Faritra Voaaro dia mety anaovana fampakaran-draharaha arakaraka\r\nny paika arahina amin'ny lalàna iombonana.

\r\n\r\n

LOGIN