Compétences communales

Décret 2007-1109 :
Article 6 :
Les modalités d'ouverture au public du Guichet Foncier sont arrêtées par le Chef de l'Exécutif de la Collectivité décentralisée de base dont il relève. Ces modalités doivent être conformes aux exigences de fonctionnement d’un service public et prévoir la présence continue d’au moins un agent durant les horaires d'ouverture.

\r\n\r\n

Andininy 6. -

Ny fepetra fisokafan'nv Fandraharahana\r\nFototra momba ny Fananan-tany ho an ny besinimaro dia feran’ny Lehiben’ny\r\nMpanatanteraka ao amin ny Vondrombalioaka fototra Itsinjaram- pahefana izay\r\niankinany. Ireo fombafomba ireo dia tsy maintsy mifanaraka amin ny\r\nzava-takian’ny fampandehanana ny Sampan- draharaham-panjakana sy mitsinjo\r\nmialoha ny tokonv hisian’ny mpiasa iray farafahakeliny mandritra ny ora\r\nfisokafana.

\r\n\r\n

LOGIN