Compétences communales

Décret 2007-1109 :
Article 34 : Toute demande faite n’ayant pas satisfait aux prescriptions des articles 2 à 10 de la loi sur la propriété foncière privée non titrée est rejetée en totalité ou en partie par décision du Chef de l’Exécutif de la Collectivité décentralisée de base, sur proposition du Guichet Foncier et après avis de la commission de reconnaissance locale, sans restitution des sommes déjà versées à quelque titre que ce soit. Le demandeur en est avisé.
\r\n\r\n


Andininy 34.\r\n-

Izay rehetra fangatahana tsy mahafeno ny fepetra voalazan’ny andininy faha-2\r\nka hatramin’ny faha-10 amin’ny lalàna momba ny fitompoan’olon-tsotra ny tany\r\ntsy vita titra dia lavina manontolo na ampahany araka ny fanapahan’ny\r\nLehiben’ny Mpanatanteraka ao amin’ny Vondrombanoaka itsinjarampahefana fototra,\r\naraka ny tolo-kevitra avv amin’ny Fandraharahana Fototra momba ny Fananantany\r\nary aorian’ny tanehoan-kevitra nataon'ny vaomiera momba ny fitsirihina eo\r\nan-toerana, kanefa tsy misy famerenana ny vola efa narotsaka na inona na inona\r\nantony. Ampahafantarina izany ny mpangataka.

\r\n\r\n

LOGIN