Compétences communales

Décret 2015-960 :
Article 30 :
Le Maire collabore avec les services domaniaux et topographiques déconcentres territorialement compétents pour l'élaboration et la mise à jour, selon ses moyens, du plan local d'occupation foncière.

Le Maire prend les dispositions nécessaires afin de rendre le plan local d'occupation foncière accessible à tous.
\r\n\r\n

And. 30 –

Ny\r\nBen'ny tanàna dia manana fahefana hitandro filaminana mikasika ny fampiasana ny\r\ntany, ny toeram-ponenana sy ny fanorenana, araka ny kisary fanajariana ny\r\nKaominina na ny drafitra fanajariana ny tanàn-dehibe nekena.

  Ny Ben'ny tanàna no misahana ny famantarana eny an-toerana sy anatin'ny faritra atao laharampahamehana ireo tany tafiditra anatin'ny tanin'olon-tsotra tsy misy kara-tany sy ireo toerana iarahamitantana mba horaketina anatin'ny drafitra ifotony fampiasana ny tany, miaraka amin'ny tantsoroky ny sampandraharaham-panjakana anapariaham-pitondrana voakasika

LOGIN