Compétences communales

Loi 2008-013 :
 Article 12 :
Les atteintes aux règlements relatifs à la police, à la conservation et à l'utilisation du domaine public qui sont édictées par acte réglementaire de l'autorité de qui relève le domaine public sont punies d'une d'amende de 100.000 à 1.000.000 Ariary, sans préjudice de la réparation du dommage causé et de la démolition des ouvrages indûment établis sur le domaine public ou dans les zones de servitudes.\r\n

Les atteintes sont constatées par des procès-verbaux dressés par des agents désignés et assermentés par l'autorité de qui relève la dépendance domaniale publique, selon des modalités fixées par décret.\r\n

Ces contraventions sont de la compétence de la juridiction administrative.

Andininy 12 –
Ny fandikàna ireo didy amam-pitsipika mikasika ny fifehezana, ny fikajiana sy ny fampiasana tanim-panjakana tsy azo amidy izay didian’ny manampahefana izay iankinan’ny tanim-panjakana tsy azo amidy amin’ny alàlan’ny didy ara-dalàna dia saziana lamandy 100 000 Ariary ka hatramin’ny 1 000 000 Ariary, ka tsy tohinina amin’izany ny fanonerana ireo fandravana nihatra sy ny fandrodanana asa natsangana tsy ara-dalàna teo amin’ny tanimpanjakana tsy azo amidy na teo amin’ny faritra namelana velaran-tany. 
Ny fandikàna dia zahana fototra amin’ny alàlan’ny fitànana an-tsoratra ataon’ny mpiasa vita fianianana sy voatendrin’ny manampahefana izay iankinan’ny fananana an’ny Fanjakana, araka ny fombafomba feran’ny didimpanjakana. 
Anaty fahefan’ny fitsarana misahana ny ady amin’ny fanjakana ny famerana ireo sazy madinika ireo.

\r\n\r\n

LOGIN