Indice de Gouvernance Locale
TOROLALANA FAMBOLENA SY FAMERENANA AMIN'NY LAONINY NY ALAN-DROFIA
TOROLALANA FAMPIASANA NY FIRAKETANA ANTONTAN'ISA GRC
Répartition des subventions allouées aux communes
Torolàlana_Fananantany
Ireo tokony ho fantatra momba ny Fananan-tany?
TOROLALANA ATAO AN-TSITRAPO
HO FITANTANANA NY FANANAN-TANY
(Directive volontaire)
TOROLALANA ATAO AN-TSITRAPO
Ho fitantanana matotra ny fampiharana ireo lalàna momba ny fananan-tany, jono ary ala (Directive volontaire)
Ireo karazan-tany azo refesina.
Famaritana sy fandrefesana tany faobe na Inventaire Parcellaire Systematique et Stratifié (IPSS) - ProPFR Boeny
ILO TSY VERY TSY MATY AO AM-PO NY FANAVOTANA NY FIRENENA
Ny fankalazana ny 29 Martsa teto Madirovalo dia narahina fotoam-bavaka iraisam-pinoana niarahana tamin’ireo vahoaka teto antoerana, ny MANAMPAHEFANA isan-tsokajiny, ireo TANGALAMENA sy CHEF DE SERVICES rehetra, ny FIANGONANA, ary nofaranana tamin’ny alalan’ny hiaka ny 29 Mars (ILO TSY VERY TSY MATY AO AM-PO NY FANAVOTANA NY FIRENENA) izay niarahan’ireo sokoto.
Ny kaominina Madirovalo moa dia mbola tsy manana tsangam-bato fankalazana izany fa kosa nampanantena ny Ben’ny tanàna nandritra ny fandraisam-pitenenana fohy nataony fa amin’ny herintaona dia tsy hitsangamenatra intsony ny kaominina izay tantanany fa tsy maintsy hanana KIANJA sy TSANGAMBATO ho fankalazana ny faha 29 MARTSA.