EPP Ifarihy ankaraobato

news-image
District de Antananarivo Atsimondrano
Commune Rurale Ankaraobato
Publiée le 07/12/2021 par Commune Ankaraobato

trano iray efa niorina 30 taona mahery ity EPP ifarihy ity ary azo lazaina ho isan'ireo fotodrafitr'asa niorina voalohany ihany koa teto ifarihy. nitondrana fanavaozana izany ary nohatsaraina tanteraka ny trano. fiarahana miasa hatrany amin'ny mpiara-miombona antoka no nahavitana izao asa. efitra telo ity EPP ity. anisan'ny ezaka nimasoan'ny kaominina ny fanatsarana ireo fotodrafitr'asa rehetra indrindra fa ny fampianarana

l'EPP ifarihy est un batiment plus agé dans la Commune d'Ankaraobato, vu son Etat actuel la Commune a decidé de le réhabiliter avec la cooperation de notre partenaire.

LOGIN