District de Antananarivo Atsimondrano
Ampahitrosy
Publiée le 20/12/2022 par Commune Ampahitrosy
Isaorana ny fitondram-panjakana t@alalan'ny Minisitry Ny Angovo sy ny Akoran'afo,Ny Député Andry Ratsivahiny t@ namaliany ny fangatahan'ny Ben'ny Tanana ka nanomezany( lampadaire) na jiro hanazavana ny arabe sy ireo tanana Izany no natao moa Dia MBA hiadina @tsy fandriam-pahalemana