Compétences communales

Loi 2008-013 :
Article 23
Les procédures et instances engagées ou soutenues à la requête de l’Etat pour\r\nle règlement des litiges intéressant le domaine public ou le recouvrement des\r\nproduits et redevances de ce domaine sont poursuivies devant la juridiction\r\nadministrative à la diligence et par les soins des autorités ci-après en\r\nqualité de mandataires légaux, à savoir le Ministre chargé du Service des\r\nDomaines ou ses délégués, le Chef du Service des Domaines et de la Propriété\r\nfoncière, et les Chefs de circonscription domaniale et foncière. Pour le\r\ndomaine public des collectivités décentralisées, elles sont poursuivies à la\r\ndiligence du Chef de l’Exécutif local.
\r\n\r\n


Andininy 23\r\n–

Ny paikady sy fampakarana amin’ny fitsarana natomboka na notohanana araka ny\r\nfangatahan’ny Fanjakana mba hamahana ny fifanolanana mikasika ny\r\ntanim-panjakana tsy azo amidy na \r\nfitakiana vokatra sy vola fandoa avy amin’io tanim-panjakana tsy azo\r\namidy io dia entina eo anoloan’ny fitsarana misahana ny ady amin’ny fanjakana\r\nnoho ny fitorian’ireto manampahefana manaraka ireto amin’ny maha-mpisolo tena\r\nara-dalàna azy ireo, izany dia ny Minisitra miandraikitra ny\r\nSampan-draharahan’ny Fizakantany na ny solontenany mahatapaka, ireo Lehiben’ny\r\nSampan-draharahan’ny Fizakan-tany sy ny fananan-tany, sy ireo Lehiben’ny\r\nFari-piadidian’ny Fizakan-tany sy ny fananan-tany.   Ho an’ny tanim-panjakana tsy azo amidy an’ny\r\nvondrombahoaka itsinjaram-pahefana, ny paikady sy ny fampakarana amin’ny\r\nfitsarana dia atao noho ny fitorian’ny Lehiben’ny Mpanatanteraka eo an-toerana.

 \r\n\r\n

LOGIN