Compétences communales

Arrêté n° 9526/2003 :
Article 1 et 2 :
Article premier
.
 Tous travaux de remblaient ou de construction sur remblai de la plaine comprise dans le périmètre du Grand Tana :\r\n

• Commune Urbaine d’Antananarivo-Renivohitra ;

• Fivondronampokontany d'Ambohidratrimo comprenant les Communes de : Ambohitrimanjaka,\r\nAntehiroka, Ivato Aéroport, Ivato Firaisana, Talatamaty, Ambohidratrimo, larinarivo, Ampangabe ;\r\n

• Fivondronampokontany d'Antananarivo-Avaradrano, comprenant les Communes de: Alasora, Ambohimanambola, Ambohimangakely, Ankadikely llafy, Sabotsy Namehana, Masindray ;\r\n

• Fivondronampokontany d’Antananarivo-Atsimondrano comprenant les Communes de : Ampitatafika, Ambohidrapeto, Andoharanofotsy, Andranonahoatra, Ankaraobato, Bemasoandro, Itaosy, Soalandy, Tanjombato, Fenoarivo,\r\nSont soumis à autorisation délivrée par la Commune après \" avis favorable\"\" de la Commission technique visée à l'article 02 infra.

Andininy voalohany. -
Ny fanotofan-tany na ny lahasampanorenana
eo amin' ny tany vita tototra eo amin' ny lemaka tafiditra ao amin' ny faritry ny ''Grand Tana\" :
- Kaominina ambonivohitr' Antananativo-Renivohitra ;
- Fivondronampokontanin' Ambohidratrimo iziy ahitana ny Kaominina : Ambohitrimanjaka, Antehiroka, Ivato-Aeroporo, Ivato-Firaisana, Talatmaty, Ambohidratrimo, Iarinarivo, Ampangabe:
- Fivondronampokontanin' Antananarivo-Avaradrano ahitana ny Kaominina : Alasora, Ambohimambola, Ambohimangakely, Ankadikely-Ilafy, Sabotsy-Namehana, Masindray ;
- Fivondronampokontanin' Antananarivo-Atsimondrano ahitana ny Kaominina : Ampitatafika, Ambohidrapeto, Andoharanofotsy, Andranonahoatra, Ankaraobato. Bemasoandro Itaosy, Soalandy, Tanjombato, Fenoarivo dia tsy maintsy ahazoana fanomezan-dàlana avy amin' ny Kaomininv rahefa nahazo ny fankatoavana \"avis favorable\" avy amin' ny Vaomiera teknika voalaza ao amin' ny andininy faha~2 etsy ambony.

And. 2. -
Ny Vaomiera teknika miandraikitra ny fandinihina ny fangatahana fanotoran-tany na famerenana eo amin' ny tany nototofana dia tarihin' ny solontenan' ny minisitera miandraikitra ny Fanajariana ny tany izay nomena fahefana ary anisam' ny vaomiera :
•    N y Tale jeneralin' ny APIPA na ny solontenany;
•    Solontena iray avy amin' ny Smpan-draharaham-paritry ny Faritany mizaka tenan' Antananarivo ao amin' ny minisitera mian-draikitra ny Fanajariana ny Tany:
•    Solontena iray avy amin' ny tetik' asa fampivoarana sy fanajariana ny faritra  (BPPAR);
•    Solontena iray avy amin' ny Sampandraharaha miandraikitra ny fandinihina ny antontan-taratasy fangatahana faharoan-dàlana hanorina ao min' ny Kaominina voakasika;
•    Solontena iray avy amin' ny Sampan-draharaha miandraikitra ny fanadiovana ny Kaominina voakasika;
•    Ny fitanana an-tsoratra dia iandraiketan' ny APIPA;
•    Ny Vaorniera dia mivory, raha misy fiantsoana am-bava na an-tsoratra ataon' ny APIPA, arakaraky ny filàna misy, farafahakeliny indray mandeha isam-bolana.
•    Ny mpikambana avy amin' ny Vaomiera dia omena tambim-pivezivezena ka ny APIPA no mamaritra ny sandan' izany tamby izany.

LOGIN