Compétences communales

Loi 2014-020 :
Article 43 :
 Le Maire a la police des routes a l'intérieur des agglomérations, mais seulement en ce qui touche a la circulation sur lesdites voies.  ll peut, moyennant le paiement des droits fixés par un tarif dument établi par délibération du Conseil, donner des permis de stationnement ou de dépot temporaire sur la voie publique, sur les rivières, ports et quais fluviaux et autres lieux publics, sous réserve qu'il ait été reconnu que cette attribution peut avoir lieu sans gêner la voie publique, la navigation, la circulation et la liberté de commerce. Les alignements individuels, les autorisations de bâtir, de lotir et de démolir, les autres permissions de voirie sont délivrées par le Maire aprés avis des services techniques compétents. Les permissions de voirie à titre précaire ou essentiellement révocable sur les voies publiques, qui sont placées dans les attributions du Maire et ayant pour objet notamment l'établissement dans le sol de la voie publique, des canalisations destinées au passage ou a la conduite de l'eau, du gaz, de l'électricité, ou du téléphone peuvent en cas de refus du Maire, non justifié par l'intérêt général être accordées par le Représentant de l'Etat sur décision de la juridiction compétente.

\r\n\r\n

And. 43\r\n–

Ny Ben’ny tanàna no mitandro ny filaminana mikasika ireo làlana ao anatin’ny\r\nvohitra, kanefa izany dia momba ny fifamoivoizana amin’ireny làlana voalaza\r\nireny fotsiny ihany.

\r\n\r\n

Azony atao, aorian’ny\r\nfandoavan-tsarany voafetra araka ny tondrom-bidy efa voalamina araka ny\r\nfanapahana noraisin’ny Filankevitra, ny manome fahazoan-dàlana hijanona na\r\nhametraka vonjimaika eny amin’ny lalam-bahoaka, eo amin’ny renirano, seranana\r\nsy fiantsonana amoron’ny ony sy eny amin’ireo toerana hafa falehan’ny\r\nbesinimaro kanefa izany dia miankina amin’ny fahatsapana fa azo omena izany\r\nfanomezan-dàlana izany raha toa ka tsy manelingelina ny lalambahoaka, ny\r\nfivezivezena an-dranomasina sy eny amin’ny ony, ary ny fifamoivoizana sy\r\nfahalalahan’ny varotra.

\r\n\r\n

Ny alalana amin’ny fanoritana\r\nfetran-dàlana ataon’ny olona tsirairay, ny fahazoan-dàlana hanorina, hizarazara\r\ntany sy handrava, ny fanomezan-dàlana hafa momba ny fikarakarana làlana, dia\r\nomen’ny Ben’ny tanàna rehefa nanome ny heviny ireo sampan-draharahara teknika\r\nmahefa amin’izany.

\r\n\r\n

Ny fanomezan-dàlana tsy raikitra na\r\nazo esorina tsotra izao eo amin’ireo làlam-bahoaka, izay apetraka ho anjara\r\nraharahan’ny Ben’ny tanàna, ka ny antony dia mikasika indrindra ny fametrahana\r\nao ambanin’ny tany amin’ny lalam-bahoaka ireo fantsona atokana andalovan’ny\r\nrano, entona, herin’aratra, na telefaonina sy itarihana azy ireny dia azon’ny\r\nSolontenam-panjakana omena araka ny didy navoakan’ny rafi-pitsarana mahefa,\r\nraha sendra ka mandà tsy hanome izany ny Ben’ny tanàna kanefa tsy voaporofo\r\nizany fandavany izany fa ho tombontsoan’ny besinimaro.

\r\n\r\n

LOGIN