Compétences communales

Loi 2011-002 :
Article 23 : Au niveau des Communes, le Maire prend, sur proposition participative des Fokontany, après avis du Conseil Communal ou Municipal, des Arrêtés ayant pour objet telles dispositions particulières qu’il juge utiles sans préjudices du règlement sanitaire international ni des dispositions du présent Code en vue d’assurer la protection de la santé à l'intérieur de la circonscription de sa municipalité.
\r\n\r\n


And. 23.\r\n-

Eo anivon’ ny Kaominina dia ny Ben’ ny tanàna no mandray, araka ny\r\ntolokevitra fandraisan’anjaran’ ny Fokontany, rehefa nahazo ny hevitry ny\r\nFilankevitra Kaominaly na Monisipaly, ny didim-pitondrana izay anaovana fepetra\r\nmanokana heveriny fa ilaina mba hiantohana ny fiarovana ny fahasalamana ao\r\nanatin’ ny fari-piadidian’ ny Kaominina iadidiany, fa tsy manohintohina ny\r\nfitsipika ara-pahasalamana iraisam-pirenena sy ireo fepetra voalazan’ ity\r\nFehezan-dalàna ity.

\r\n\r\n

LOGIN