Compétences communales

Décret 2015-960 :
Article 28 :

Le Maire est responsable de l'élaboration du schéma d'aménagement municipal ou communal. Le Maire dispose du pouvoir de police en matière de gestion de l'utilisation du sol, de l'habitat et des constructions, conformément au schéma d'aménagement communal ou au plan d'urbanisme approuvé.\r\n
And. 28 –
Ny Ben'ny tanàna no tompon'andraikitry ny famolavolana sy ny fanatanterahana ny drafitra fanajariana ny tanàn-dehibe sy ny kisary fanajariana ny Kaominina, araka ny toe-javatra, ampiarahina amin'ny drafitra ifotony fampiasana ny tany, mba hampisy fifanarahana amin'ny fitantanana ny fananan-tany sy ny fitantanana ny politikam-pampandrosoana ifotony.

LOGIN