Compétences communales

Loi 2015-052 : Article 198 :
 Des guichets uniques pour la délivrance du permis de construire ainsi que la délivrance du certificat de conformité peuvent être créés auprès des Communes, sur autorisation du Maire et après délibération du Conseil de la Commune concernée

\r\n\r\n

And. 198 :

Azo\r\natao ny manangana toeram-pisahanan- draharaha tokana amin’ ny fanomezana ny\r\nfahazoan-dalana hanorina ary koa amin’ ny fanomezana ny\r\nfanamarinam-pifanarahana any amin’ ny Kaominina, araka ny alalana omen’ ny Ben’\r\nny tanàna sy rahefa nifampidinika ny Filankevitry ny Kaominina voakasika.

\r\n\r\n

Ny fombafomba fampiharana ny fepetra voalazan’ ity\r\nandininy ity dia ferana amin’ ny alalan’ ny didy amam-pitsipika.

LOGIN