Compétences communales

Décret 96-169 :
Article premier -
En application des dispositions des alinéa premier et 2 des articles 15 de la loi n° 94-007 du 26 avril 1995 relative aux pouvoirs, compétences et ressources des Collectivité Territoriales décentralisées, les types Ecoles Primaires Publiques et les Centres de soins de santé primaire constituent un des principaux besoins des Communes. A ce titre, la réalisation et la gestion de ces équipements socio-culturels reviennent de plein droit aux Communes.
\r\n\r\n


Andininy voalohany. -

Ho fampiharana ireo fepetra voalazan’ ny\r\nandàlana voalohany sy faha-2 ao amin'ny andininy faha-15 entin’ ny lalàna\r\nIaharana faha-94-007 tamin' ny 26 aprily 1995 mikasika ireo fahefana sy\r\ntandrifim-pahefana ary loharanom-bolan’ ny Vondromparitra anapariaham-pahefana,\r\ndia anisan' ny zava- dehibe tena ilain’ ireo Kaominina ny karazana\r\nSekolimpanjakana Ambaratonga Voalohany sy ny Tobimpahasalamana fitsaboana\r\nfototra. Noho izany, dia anjara andraikitry ny Kaominina avy hatrany ny\r\nfananganana sy fitantanana ireny foto-drafitr’ asa ara- tsosialy sy koltoraly\r\nireny.

\r\n\r\n

LOGIN