Compétences communales

Loi n° 99-022
Article 79. —
Les collecteurs agréés sont enregistrés sur un registre spécial tenu à jour par chaque Commune qui en dresse un état.\r\n
And- 79. -
Ny mpanangom-bokatra nahazo fankatoavana dia soratana ao anatin' ny boky firaketana manokana izay tazonin' ny Kaominina tsirairay tsy maty paik' andro ka anatsoahany ny lisitra.\r\nNy Talem-paritany miankina amin' ny minisitera miandraikitra ny Harena an-kibon' ny tany voakasika dia mampahafantatra araka ny fisiany, ny mombamomba ny olona nahazo alàlana, any amin' ny biraon ny Antokon-draharaha misahana ny volamena eo an-toerana na, raha tsy misy izany, dia any amin' ny birao foiben' io Antokon- draharaha io.\r\n

LOGIN