Compétences communales

Loi n° 96-025 :
Article 6 :
\r\n Le contrat de gestion incluant le cahier des charges organise les conditions du transfert de gestion. Sous réserve des dispositions de l’article 7 ci-après, le contrat de gestion est conclu entre la communauté de base et l’Etat ou la Collectivité territoriale dont relèvent les ressources objet de la demande de transfert de gestion.

And. 6. –
Ny fanekem-pitantanana anatin’ny bokin’andraikitra no mandamina ny fepetra anaovana ny famindram-piandraiketana ny fitantanana.
Tsy tohinina ny fepetra voalazan’ny andininy faha-7 manaraka etoana fa ny fifanekem-pitantanana dia ifanaovan’ny vondron’olona ifotony sy ny fanjakana na ny Vondrom-bahoakam-paritra miahy ny loharanon-karena, anton’ny famindram-piandraiketana ny fitantanana.

LOGIN