Compétences communales

Décret 2007-1109 : Article 18 :
Dès réception de la ou des demandes, l’agent du Guichet Foncier soumet à la signature du Chef de l’Exécutif une décision:
• précisant l'identité du ou des demandeurs, le lieu de situation et les limites du ou des terrains objets de la ou des demandes ;
 fixant la date de reconnaissance ;
\r\n\r\n


Andininy 18. -

Raha vao maharay ny na ireo fangatahana, ny\r\nmpiasan'ny Fandraharahana Fototra momba ny Fananan-tany dia manolotra ho\r\nsoniavin'ny Lehiben'ny Mpanatanteraka ny fanapahana :

\r\n\r\n

 manondro mazava\r\nny mombamomba ny na ireo mpangataka, ny toerana misy ary ny faritry ny na ireo\r\ntany anton’ny na ireo fangatahana ;

\r\n\r\n

 mametra ny\r\nvaninandro entin’ny fanekena ;

\r\n\r\n

 manendry sy\r\nmiantso ny mpikambana ao amin’ny vaomiera momba ny fitsirihana eo an-toerana\r\nary koa ny mpisolo toerana azy ;

\r\n\r\n

 mandidy ny\r\nfampiharana ny fombafomba fampahafantarana amin'ny alalan'ny peta-drindrina sy\r\nfomba hafa voalazan'ny lalàna na ny rijan-tenin-didy amam-pitsipika manan-kery,\r\nka anisan’izany ny didim-pitondrana eo an-toerana.

\r\n\r\n

LOGIN