LALANKELY III phase II

news image
District de Antananarivo Atsimondrano
Commune Rurale Ankaraobato
Publiée le 07/12/2021 par Commune Ankaraobato

Notanterahana omaly ny fivoriana fanombohana ny tetikasa LALANKELY III phase II izay atao ao amin'ny fokontany AMBOHIBAHINY Kaominina Ankaraobato.

Mirefy 267 m sur 4m50 izany lalankely izany izay iarahana ampin'ny COLAS ary 45 andro no hanatanterahana azy. kasaina hanomboka ny 3 janoary izao ny asa.

Reunion de demarrage du Projet LALANKELY III Phase II dans le fokontany Ambohibahiny Commune Ankaraobato. il s'agit d'un projet de Voie Carrossable de 267 m sur 4m50. le delai d'exécution sera de 45 jours. le projet debutera le 03 janvier 2022.

LOGIN